|
|
|
|

Entry1  mitety andro
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mitety, andro
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mamantatra ny andro tsara sy manambina mba hanaovana na hanorenan-javatra araka ny vintan' ilay olona

Updated on 2024/12/07